Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho anao (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba inona àry no tena tiako?
Aiza no xzwkpzy lalana hofidiko?
Hanao ilay voady aho indray androany
Nahoana anefa no ela izany?
Fa tonga saina aho re’fa mijery ireo nifidy anao
Tsy hoe terena fa sitrapony irery
Dia izay koa no tiako hatao.
Izaho efa vonona amin’zay hamaly ny antsonao.
Ampio aho raha matahotra indraindray
fa hanokan-tena ho anao…(hanokan-tena ho anao)
Ny tena mba faniriako izao
dia ny ho tianao sy ho namanao.
Raha sendra kivy aho na koa tsy sahy
Ianao ihany no hanampy ahy.
Ny fiainana anie tsy hoe kilalao
ho lavitra ny dia
Hanompo anao izao tanora izao.
Tsy hiandry intsony aho satria:
komgoy Izaho efa vonona amin’zay hamaly ny antsonao.
tononkira.serasera.org Ampio aho raha matahotra indraindray
fa hanokan-tena ho anao (hanokan-tena ho anao)
Izaho efa vonona amin’zay hamaly ny antsonao.
Ampio aho raha matahotra indraindray
fa hanokan-tena ho anao(hanokan-tena ho anao)
cfmgzye Hanokan-tena ho anao…… hanokan-tena ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 1262
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 31/05/2019 07:27