Ho anao (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba inona àry no tena tiako?
Aiza no lalana hofidiko?
Hanao ilay voady aho indray androany
Nahoana anefa no ela izany?
Fa tonga saina aho re’fa mijery ireo nifidy anao
Tsy hoe terena fa sitrapony irery
Dia izay koa no tiako hatao.
Izaho efa vonona amin’zay hamaly ny antsonao.
Ampio aho raha matahotra indraindray
fa hanokan-tena ho anao…(hanokan-tena ho anao)
Ny tena mba faniriako izao
dia ny ho tianao sy ho namanao.
Raha sendra kivy aho na koa tsy sahy
Ianao ihany no hanampy ahy.
Ny fiainana anie tsy hoe kilalao
ho lavitra ny dia
Hanompo anao izao tanora izao.
Tsy hiandry intsony aho satria:
Izaho efa vonona amin’zay hamaly ny antsonao.
fstytkp Ampio bdohzip aho raha matahotra indraindray
fa hanokan-tena ho anao (hanokan-tena ho anao)
cmpgdin Izaho efa vonona amin’zay hamaly ny antsonao.
Ampio aho raha matahotra indraindray
fa tononkira.serasera.org hanokan-tena ho anao(hanokan-tena ho anao)
Hanokan-tena ho anao…… hanokan-tena ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1263
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 31/05/2019 07:27