MISY ANTENAIKO INTSONY VE ? (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy antenaiko intsony ve ety?
Misy hametrahako ny fo?
Ry mpamonjiko midina ka avia
He jereo ty mety lo
Handrandraiko anio ny loha
Hanantenana Anao Tsitoha
Fifalia-mihelina no hitako ety
Ry mpamonjiko avia
Fa ny faniriako dia fantatrao
Tsy miafina Aminao ny dia
Zay fanantenako dia tononkira.serasera.org hitanao
Ry mpamonjiko avia
Handrandraiko szptl anio ny loha
Hanantenana Anao Tsitoha
Fifalia-mihelina no fntbznus hitako ety
Ry mpamonjiko avia
Mampahory re izao tontolo izao
Inoko ny ho velona ety
Raha hadisoako izany, avela
Ry mpamonjiko avia
Handrandraiko anio ny loha
Hanantenana Anao Tsitoha
Fifalia-mihelina cdjtnw no hitako ety
Ry mpamonjiko avia
Misy hametrahako ny fo?
Ry mpamonjiko midina ka avia
He jereo ty mety lo
Handrandraiko anio ny loha
Hanantenana Anao Tsitoha
Fifalia-mihelina no hitako ety
Ry mpamonjiko avia
Fa ny faniriako dia fantatrao
Tsy miafina Aminao ny dia
Zay fanantenako dia tononkira.serasera.org hitanao
Ry mpamonjiko avia
Handrandraiko szptl anio ny loha
Hanantenana Anao Tsitoha
Fifalia-mihelina no fntbznus hitako ety
Ry mpamonjiko avia
Mampahory re izao tontolo izao
Inoko ny ho velona ety
Raha hadisoako izany, avela
Ry mpamonjiko avia
Handrandraiko anio ny loha
Hanantenana Anao Tsitoha
Fifalia-mihelina cdjtnw no hitako ety
Ry mpamonjiko avia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1416
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 01/02/2020 08:42
