Ô ATSANGANO NY FANEVANAO RY FIANGONANA Ô ! (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! atsangano ny fanevanao ry fiangonana ô
Dia Jesoa Kristy (2)
Ilay nitondra fandresena ho an'izao tontolo izao
Asehoy fa Jesoa no fanevanao
Taona marobe no efa nitahiana kdpxp anao
Ry fiangonana ô (2)
Koa mandehana dia torio sy ambarao
Ilay mpandresy ho an'izao tontolo izao
Indro ny aizim-be manarona ny taninao
Ry fiangonana ô tononkira.serasera.org (2)
Nefa ny mazava dia miposaka aminao
Koa misehoa, dia mijoroa, sahia tokoa
Na mqtpafo dia marobe ireo ady atrehanao
Dia matokia (2)
Fa Ilay mpandresy no miady ho xakzktz anao
Hiaro sy hitantana ny dianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 794
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:17