Ô ATSANGANO NY FANEVANAO RY FIANGONANA Ô ! (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! tononkira.serasera.org atsangano ny fanevanao ry fiangonana ô
Dia Jesoa Kristy (2)
Ilay nitondra fandresena ho an'izao tontolo izao
Asehoy fa Jesoa no fanevanao
Taona marobe no efa nitahiana anao
Ry fiangonana ô (2)
Koa mandehana dia torio sy ambarao
Ilay mpandresy ho an'izao tontolo izao
Indro pwxpaxs ny aizim-be manarona babklahj ny taninao
Ry fiangonana ô (2)
Nefa ny mazava rlvrj dia miposaka aminao
Koa misehoa, dia mijoroa, sahia tokoa
Na dia marobe ireo ady atrehanao
Dia matokia (2)
Fa Ilay mpandresy no miady ho anao
Hiaro sy hitantana ny dianao
Dia Jesoa Kristy (2)
Ilay nitondra fandresena ho an'izao tontolo izao
Asehoy fa Jesoa no fanevanao
Taona marobe no efa nitahiana anao
Ry fiangonana ô (2)
Koa mandehana dia torio sy ambarao
Ilay mpandresy ho an'izao tontolo izao
Indro pwxpaxs ny aizim-be manarona babklahj ny taninao
Ry fiangonana ô (2)
Nefa ny mazava rlvrj dia miposaka aminao
Koa misehoa, dia mijoroa, sahia tokoa
Na dia marobe ireo ady atrehanao
Dia matokia (2)
Fa Ilay mpandresy no miady ho anao
Hiaro sy hitantana ny dianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 794
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17
