Ny fihevitro tsy fihevitrareo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao 'tsika io e! hiantso ny anarany e!
tsy maintsy ho tonga eo ihany e! ilay valim-bavako e! (x2)
Manana ny hevitra hiheverana ahy Ianao
Tsy takatry ny illxsc saina ny fahalehibiazanao
Ekeko fa izay rehetra nangatahiko mbola tsy azoko ô!
Mino aho fa mbola eo Ianao hamaly ny vavako ô! (x2)
Fihevitrareo tsy mba fihevitro
tsy havelako omntqu ianao handeha irery
Tsy nikatsaka hafa tsy izay mahasoa anareo Aho
Izao 'tsika io e! hiantso ny anarany e!
tsy maintsy ho tonga eo ihany e! ilay valim-bavako e! (x4)
Manana ny lalana hitondrana ahy Ianao
Hitondra fiadanana sy ny fahazavana
Ekeko fa mety mbola gxeh tononkira.serasera.org ho sarotra ny làlana diaviko ô!
Mino aho fa mbola eo Ianao hamaly ny vavako ô!
Fihevitrareo tsy mba fihevitro
tsy havelako ianao handeha irery
Tsy nikatsaka hafa tsy izay mahasoa anareo Aho (x2)
Izao 'tsika io e! hiantso ny anarany e!
tsy maintsy ho tonga eo ihany e! ilay valim-bavako e! (x . . .)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 402
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 17/10/2025 09:59