Ny fihevitro tsy fihevitrareo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao 'tsika io e! hiantso ny anarany e!
tsy maintsy ho tonga eo ihany e! ilay valim-bavako e! (x2)

Manana ny oxspowj hevitra hiheverana ahy Ianao
Tsy takatry ny saina ny fahalehibiazanao
Ekeko fa izay rehetra nangatahiko mbola tsy azoko ô!
Mino aho fa mbola eo rsfkbof Ianao hamaly ny vavako ô! (x2)

Fihevitrareo tsy mba fihevitro
tsy havelako ianao handeha irery
Tsy nikatsaka hafa tsy izay mahasoa anareo Aho

Izao tononkira.serasera.org 'tsika io e! hiantso ny anarany e!
tsy maintsy ho tonga eo ihany e! ilay valim-bavako e! (x4)

Manana ny lalana hitondrana ahy Ianao
Hitondra fiadanana sy ny fahazavana
Ekeko fa mety mbola ho sarotra ny làlana diaviko ô!
Mino aho fa mbola eo Ianao hamaly ny vavako ô!

Fihevitrareo tsy mba fihevitro
tsy havelako ianao handeha irery
Tsy nikatsaka hafa tsy izay mahasoa anareo Aho (x2)

Izao 'tsika io e! hiantso ny anarany e!
tsy maintsy ho tonga ofxbptt eo ihany e! ilay valim-bavako e! (x . . .)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445