Voninahitra (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra tononkira.serasera.org qgdfu ho Anao
Nahary izao rehetra izao
Fiadanan-tsy ho lany
Hoan’izay mandre izany
Feo mahafaly ambara anareo
Teraka any betlehema
Jesoa Tompo tsy rxoc manan-kilema
Hitanareo an-trano mahantra
Dia tranon’omby f’izay sisa hbgjvdu tratra
Io no mpamonjy zanaky ny Avo
Hanangana olombelona lavo
Nahary izao rehetra izao
Fiadanan-tsy ho lany
Hoan’izay mandre izany
Feo mahafaly ambara anareo
Teraka any betlehema
Jesoa Tompo tsy rxoc manan-kilema
Hitanareo an-trano mahantra
Dia tranon’omby f’izay sisa hbgjvdu tratra
Io no mpamonjy zanaky ny Avo
Hanangana olombelona lavo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 671
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:15
