Voninahitra (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra ho Anao
Nahary izao rehetra izao
Fiadanan-tsy ho lany
Hoan’izay mandre izany
Feo mahafaly ipxjzca ambara anareo
Teraka fkpjeykc any betlehema
Jesoa uipgju Tompo tsy manan-kilema

Hitanareo an-trano mahantra
Dia tranon’omby f’izay sisa tratra
Io no tononkira.serasera.org mpamonjy zanaky ny Avo
Hanangana olombelona lavo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Ambohidroa
Hits : 592
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438