FAHASAMBARANA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Raha te ho voavonjy ianao, mila manao dingana vaovao
Ka adinoy avokoa, ireo toetra ratsinao taloha
izany dia tsy ho vitanao, na inon'inona fahaizanao
Raiso Jesôsy dien'izao, tononkira.serasera.org fa izy no hanafaka anao
REF:
Izay dgltdt miankina amin'ilay Andriamanitra
No manana fiainan-tsambatra
Ka eto an-tany izao sy ianao fwiqz dia efa misantatra
hitohy hatrany an-danitra any ny fahasambarana
Any tsy misy intsony izany adim-piainana
Tsy misy intsony fitarainana
ny saran-dalana mankany dia raisinao ety
Dia ny finoana an'i asrovg Jesoa Kristy
2 Ity zavatra lazaiko ity, dia mila anao handinika satria
Raha toa ianao ka hiova fo, mandalo fisedrana be tokoa
Kanefa aza taitra fa, Jesôsy anie ka tsy manary anao
Raha Izy no banjininao, tsy maintsy ho tafita ihany ianao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
22/05/2023 12:29)
SVM-RF Bemasoandro Itaosy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 1121
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:25