Ampidiro aloha ny tenimiafina
Derao Derao (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao , derao gttcyuo ny anaran’i Jeso fa masina ny Tomponao
Ny lanitra mitory ny hatsaranao mendrika Anao ny laza soa
Asandrato ny fideranao anio , manatrik’eto ny Tomponao
Esory koa ‘reo otanao Ka hifandray Izy sy ianao
(Ka derao ) fdgv Derao , derao Ankalazao ny anaran’ilay Tsitoha
(o o o) Hobio , hobio ny anarany fa masina ny Tomponao
(Asandrato) Asandrato ny hiranao ho ren’izao tontolo tononkira.serasera.org izao
O! ambarao ny fitiavany fa maty ho hobjpq anao ny Tomponao
Diovy koa ny tenanao ho mendrika ny fitiavany
O! tantarao , ‘zay vitany teo amin’ny fiainanao
Chouchouloulou , chachalala
Derao , derao ny anarany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVisites : 843
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 28/09/2022 16:04