Hiran'ny fanantenana (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fanantenana izay hiraiko ho anao anio
Fa ny Tompontsika dia nilaza fa mbola tononkira.serasera.org hiverina
Handray ‘reo nahatoky , nino nankato
Dia honin’ao Edena vaovao
Fanantenana (fanantenana)
Ho ahy sy ho anao
‘Lay Jesosy hxgxb iny mbola hiverina
Hamafa ny alahelonao
Sy ny ranomaso koa
Hisolo hafaliana indray
Izao no hafatr’entinay ho ahy sy ho anao
Kanto izay edena izay
Hiran’ny fanantenana ho anao
‘Reo mino manantena ny fiavian’ilay Jeso rtiqcip
Dia hibanjina hatrany ilay tanàna masina
Tarihin’ny fanahy hijoro ulxh sy ho sahy
Hiatrik’ady tsy hangaihay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVisites : 895
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 28/09/2022 15:52