O iza re (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O iza re no oelzk vwfvam hianteherako toa ts’isy azo antenaina koa
Reo tena tia sy akaikin’ny fo toa lasa nandao avokoa
Na ory aho na faly ry Raiko na inona zava-manjo
Reo ady tsy maintsy sedraiko Tohano aho mba yravjo ho tody soa

Tsy eto an-tany no lova miandry ahy fa any an-danitra any
Io no anjara nomaniny ho ahy miomàna dieny izao
Ny ota tsy maintsy ialako ny haizina anatin’ny fo
Ireo fahazaran-dratsy ampio aho mba ho tody soa
Ny lala-malàma ry Raiko , ny vato manohana koa
Ny aizina mandrakotr’ahy tononkira.serasera.org tantano aho mba ho tody soa
O ! O ! O !
Ny haizina mandrakotr’ahy
Tantano aho mba ho tody soa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny Fanantenana
Visites : 1158
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 30/09/2022 05:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5821