Modia (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihevitra ianao hoe mahavita tena
Dia niezaka nandeha tsy noterena
Nanao izay ahafaly anao sy izay rehetra sitrakao
Adinonao fa ny Ray mijery anao

Ref :  Efa impiry moa Jeso tononkira.serasera.org no niandry anao hiverina
Handao ny ota sy fanao tsy mendrika
O mba eblbpc valionao anio ny antsony
Ka miverena o modia wpei r’ilay nania

Niandry anao izy hanolo-tena
Impiry Izy no niteny hoe miverena
Natolony zqyesgz ny ntanany handray anao
Rahoviana ianao vao hiverina aminy

Tsarovy re fa voafetra ny andronao
Rahoviana re ianao vao hiverina
Sao diso tara aoriana re ka nenina
Dieny izao miverena re ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny Fanantenana
Vangy : 1066
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 30/09/2022 05:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032