Babo (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa babo , babon’i Jesosy ny foko
Ka ny herin’ny fitiavany No manosika ahy izao
Ka andeha aho hiasa sy ikogqj hanompo
Hanao izay sitraky ny Tompo Fa babony ny foko ,
Babon’ny Tompo izao re ny foko
Ka, ny andro sisa iainako ety ksnsq Hanompoako Anao
Ny hatanorako ry Jeso tia Atolotro Anao
La la la la la la
Na mafy sy mideza ny dia , Hanaraka Anao
Ny voady ry Tompo : Izaho dia hanompo
Ouh ouh ouh ouh
Ny talenta ananako , hiderako Anao
N’inon’inon’izay manjo dia hisaorako Anao
Na faly tononkira.serasera.org na ho hckcjon ory ny fo Tsy hiala Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 1124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 04/11/2022 20:27