Tomponay (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o! Malala Tsitoha isaoranay bhezqhz ‘reo fitantananao
Nohon’ny anysy tombon’andro nomenao anay ho fiderana anao
O! tsy takatry ny sainay ny soa sesehena natolotrao
Ka dia hira no asandratray ‘zay vokatry ny fo
Reo voaary manodidin’ahy na ny rivotr’iainako
Dia mitory wepgzr ny hatsaranao ry Ray Tsitoha
Sahiko ny milaza eto anio
Fa tsy misy mahasolo Anao
Ka ambarako tononkira.serasera.org eto fa TIAKO IANAO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 794
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 28/09/2022 16:17