Derao Derao (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao , derao ny anaran’i Jeso fa masina ny Tomponao
Ny lanitra mitory ny hatsaranao mendrika Anao ny laza soa
Asandrato ny fideranao vcvzix anio , manatrik’eto ny Tomponao
Esory koa ‘reo otanao Ka hifandray Izy sy ianao
(Ka derao ) Derao tononkira.serasera.org , derao Ankalazao ny anaran’ilay Tsitoha
(o o o) Hobio , hobio ny gsoqg anarany fa masina ny Tomponao
(Asandrato) Asandrato ny hiranao ho ren’izao tontolo izao
O! ambarao efbugxv ny fitiavany fa maty ho anao ny Tomponao
Diovy koa ny tenanao ho mendrika ny fitiavany
O! tantarao , ‘zay vitany teo amin’ny fiainanao
Chouchouloulou , chachalala
Derao , derao ny anarany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaHits : 844
Likes : 1 Like
Created by : jonahrafit
Date : 28/09/2022 16:04