Vavaka (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay o ‘zay any an-danitra hohamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao ho tanteraka ny sitraponao
Ety an-tany ka hatrany dcjpkic an-danitr’any
Omeo anay anio ry Ray ny hanina sahaza anay
Ka mamelà ny tononkira.serasera.org helokay jbxj
Tahaka ny namelanay ‘zay meloka taminay
Ary aza mitondra anay amin’ny fakam-panahy
Fa manafaha anay amin’ny ivjkxta ratsy
Anao anie ny fanjakana sy hery
Ary ny voninahitra, ny vonihahitra
Ho Anao anie mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaHits : 1045
Likes : 1 Like
Created by : jonahrafit
Date : 28/09/2022 16:03