Ampidiro aloha ny tenimiafina
Henika (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay ny tsy hilaza aminao ny fitiavan’ilay Ray
Tsy ny soa sy ny tsara ihany no nomeny ahy tononkira.serasera.org
Fa teo ny mangidy nosoloiny mamy
K’izany no mbola hisaorako azy
Henika ny hasoavanao aho Tompo o!
Be ny fitia natolotrao ho ahy
An-taonany maro no nahatsapako f’Ianao tia ahy
Ny voady atao ‘zaho tsy hiala Aminao
Tanatin’ny haizin’indray pobelbkd no nomenao fahazavana
Natoronao ahy koa hoe ity ny lalantsara izory
Tsy sasatr’ianao nanolotrao ilay sandrinao
Ho famonjena ity zanakao
Henika ny hasoavanao aho Tompo o!
Be ny fitia natolotrao ho ahy
An-taonany maro no nahatsapako f’Ianao tia ahy
Ny voady atao ‘zaho tsy hiala Aminao tetlxeyp
Henika ny hasoavanao aylqjy aho Tompo o!
Be ny fitia natolotrao ho ahy
An-taonany maro no nahatsapako f’Ianao tia ahy
Ny voady atao ‘zaho tsy hiala Aminao
Zaho tsy hiala Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 1722
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 30/09/2022 05:28