Fa Banjino (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana ny hasambarana ety toy ny aloka izay miserana
‘reo namana izay toa nantenaina nandratra ny yxtek fonao avokoa
Mandalo ihany koa raha ny ety an-tany ety
Tsy misy azo ianteherana fijaliana sy tomany no iainana ety

Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana fa fifaliana no hita
Dia fiadanam-po tononkira.serasera.org

Raha ny vola sy ny haren’ny tany ety  Tsy misy azo ianteherana
Fa ny lova izay nomanin’ny Ray  Dia ‘lay maharitra mandrakizay
Ny ampitso izay  Tsy mbola fantatr’ihany koa
Dia lalana tsy maintsy izorana
Mety ho fisedrana mahamay  Tiany nxkblhl handresy ianao fa malalany

Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana fa fifaliana no hita
Dia fiadanam-po

Fa banjino ‘lay tanàna masina
‘Zay ahitana fahasambarana
Tsy fahoriana fa irbgdndx fifaliana no hita
Dia fiadanam-po

OUh ouh ouh ouh
Dia fiadanam-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny Fanantenana
Visites : 949
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 30/09/2022 05:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7565