Ampidiro aloha ny tenimiafina
Holazaiko aiza (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Holazaiko aiza izany jaliko
Misy ve ny tsara uxavlmm izay havaliko.
Iza no hetsetra itony tenako
Noverezin-toky izay nambenako.
Iza tononkira.serasera.org moa izaho no tsinjoviny
Moa ny fahotako tsy tsahiviny.
Fahavalo loatra efa rendrika
Fa tsy manan-daza mahamendrika.
Tanim-pahavalo izay alehako
Nefa Jesoa Tompo reherehako.
Hankalaza indrindra izany molotro
Be ny fiderana izay atolotro.
Isan'andininy:
Ny Mpanjaka lehibe
no nitsinjo sy namonjy fa fitia.
Ka ny ràny mwtw natete
solovoin'ireo mahantra fa gyijg nania.
Misy ve ny tsara uxavlmm izay havaliko.
Iza no hetsetra itony tenako
Noverezin-toky izay nambenako.
Iza tononkira.serasera.org moa izaho no tsinjoviny
Moa ny fahotako tsy tsahiviny.
Fahavalo loatra efa rendrika
Fa tsy manan-daza mahamendrika.
Tanim-pahavalo izay alehako
Nefa Jesoa Tompo reherehako.
Hankalaza indrindra izany molotro
Be ny fiderana izay atolotro.
Isan'andininy:
Ny Mpanjaka lehibe
no nitsinjo sy namonjy fa fitia.
Ka ny ràny mwtw natete
solovoin'ireo mahantra fa gyijg nania.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 893
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 02/05/2022 22:06
