Haleloia Fiderana (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera anie ho anao
ry Jéhovah Tompo oh
Fa mandrakizay ny
Famindramponao
Ny tany rehetra
Hiankohoka aminao
e jobpx mahataotra ny asanao
Fiv: Haleloia fiderana no asandratra
Haleloia fankalazana no ventesinay
Haleloia Fanajana ho Anao mpanjakanay
fa lehibe tokoa tononkira.serasera.org ny Voninahitrao
Masina indrindra
Ianao ry Tompo o
Satria bfsuu wivg ianao no fialofako
efa no vonjenao
ka afaka tokoa
Tamin'ny fatorana nangeja anay
Fiv: Haleloia fiderana no asandratra
Haleloia fankalazana no ventesinay
Haleloia Fanajana ho Anao Mpanjakanay
fa lehibe tokoa ny Voninahitrao
ry Jéhovah Tompo oh
Fa mandrakizay ny
Famindramponao
Ny tany rehetra
Hiankohoka aminao
e jobpx mahataotra ny asanao
Fiv: Haleloia fiderana no asandratra
Haleloia fankalazana no ventesinay
Haleloia Fanajana ho Anao mpanjakanay
fa lehibe tokoa tononkira.serasera.org ny Voninahitrao
Masina indrindra
Ianao ry Tompo o
Satria bfsuu wivg ianao no fialofako
efa no vonjenao
ka afaka tokoa
Tamin'ny fatorana nangeja anay
Fiv: Haleloia fiderana no asandratra
Haleloia fankalazana no ventesinay
Haleloia Fanajana ho Anao Mpanjakanay
fa lehibe tokoa ny Voninahitrao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antso FiakaranaVisites : 396
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : art%27phal
Date : 16/02/2025 10:20
