Haleloia Fiderana (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera anie ho anao
ry Jéhovah Tompo oh
Fa mandrakizay ny
Famindramponao
Ny tany rehetra
Hiankohoka aminao
e mahataotra ny asanao
Fiv: Haleloia fiderana veutdo no asandratra
Haleloia fankalazana no ventesinay
Haleloia Fanajana ho Anao mpanjakanay
fa lehibe tokoa ny Voninahitrao
Masina indrindra
Ianao ry Tompo o
Satria ianao no fialofako
efa no tononkira.serasera.org vonjenao
ka afaka tokoa
Tamin'ny fatorana nangeja anay
Fiv: Haleloia fiderana no asandratra
Haleloia cglnul fankalazana no ventesinay
Haleloia Fanajana ho Anao Mpanjakanay
fa lehibe pqdtvzg tokoa ny Voninahitrao
ry Jéhovah Tompo oh
Fa mandrakizay ny
Famindramponao
Ny tany rehetra
Hiankohoka aminao
e mahataotra ny asanao
Fiv: Haleloia fiderana veutdo no asandratra
Haleloia fankalazana no ventesinay
Haleloia Fanajana ho Anao mpanjakanay
fa lehibe tokoa ny Voninahitrao
Masina indrindra
Ianao ry Tompo o
Satria ianao no fialofako
efa no tononkira.serasera.org vonjenao
ka afaka tokoa
Tamin'ny fatorana nangeja anay
Fiv: Haleloia fiderana no asandratra
Haleloia cglnul fankalazana no ventesinay
Haleloia Fanajana ho Anao Mpanjakanay
fa lehibe pqdtvzg tokoa ny Voninahitrao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso FiakaranaHits : 397
Likes : 0 Like
Created by : art%27phal
Date : 16/02/2025 10:20
