MBOLA TSY TARA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy miantsoantso ny anaranao,ianao anie ka ondry andrasany
Ny otanao rehetratrehetra efa natao, saronany sy efa voasasany
Ny tanany mitsotra te handray anao, hanarina anao tononkira.serasera.org rehefa potraka
Izy hamelombelona ny fanahinao, hampatanjaka anao efa trotraka
Fampanantenana nomeny anao, aza anampenanao sofina,
Ny fanavotana nataony anao, aza omena lamosina
Meteza mba ho isan'ny ankohonany ianao, sao mikatona hfcy ny varavarana
Miomana hiditra amin'ny fanjakany, mandehana re, misoratra anarana
Mandehana fa mbola tsy tara e!
Izy mbola miandry, tena sasa-miandry, miandry anao,
Miandry anao anao mba hanolo-tena
Androany anie ka mbola tsy tara e
Aza ilaozanao mandositra ny antsony; modia sdkpvr re ianao, miverena
Efa fantatrao efa hatrany amboalohany, ny lalana any tery dia tery
Jesosy ifikirana, ny lalany arahina, sao ianao dia mandeha irery
Misy fitoerana izay efa nomaniny, ianao anie ka manana anjara
Raiso ny wcydqh tanany, araho ny lalany, mandehana re fa mbola tsy tara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 999
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 18/02/2020 14:49