MBOLA TSY TARA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy miantsoantso ny anaranao,ianao tononkira.serasera.org anie ka  ondry andrasany
Ny otanao rehetratrehetra efa natao, saronany sy efa voasasany
Ny tanany mitsotra te handray anao, hanarina anao rehefa potraka
Izy hamelombelona ny fanahinao, hampatanjaka anao efa trotraka

Fampanantenana nomeny anao, aza zgykvjck anampenanao sofina,
Ny fanavotana nataony anao, aza omena lamosina
Meteza mba ho isan'ny ankohonany ianao, sao enrdlhu mikatona ny varavarana
Miomana hiditra amin'ny fanjakany, mandehana re, misoratra anarana

Mandehana fa mbola tsy tara e!
Izy mbola miandry, tena sasa-miandry, miandry anao,
Miandry anao anao mba hanolo-tena
Androany anie ka mbola tsy tara e
Aza ilaozanao mandositra ny antsony; modia re ianao, miverena

Efa fantatrao efa lzvr hatrany amboalohany, ny lalana any tery dia tery
Jesosy ifikirana, ny  lalany arahina, sao ianao dia mandeha irery
Misy fitoerana izay efa nomaniny, ianao anie ka manana anjara
Raiso ny tanany, araho ny lalany, mandehana re fa mbola tsy tara

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny ANTSAN'NY FAMONJENA
Hits : 1050
Likes : 1 Like
Created by : nyantsanfa
Date : 18/02/2020 14:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.074