Lokon-danitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lokon-danitra (Ndriana RAMAMONJY) Key G
Maizina ve zqcjcu ity lokon’ny lanitra?
Mavesa-drahona fa fahavaratra?
Jereo ny lokon’iry tanimbary iry
Tarafin’io masoandro milentika io.
Mahereza ianao, atrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran’ilay Ray tsitoha
Ao anatin’ny mafy no hasehony anao
Ny halehiben’ny voninahiny!
Nandao anao va ilay havan-tiana?
Sa very maina izay ezaka efa natao?
Enjehina zgfudoyq noho ny marina va ianao?
Ka mampanjombona ny lokon-danitra?
Mahereza ianao, atrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran’ilay kxoywes Ray tsitoha
Ao tononkira.serasera.org anatin’ny mafy no hasehony anao
Ny halehiben’ny voninahiny!
Maizina ve zqcjcu ity lokon’ny lanitra?
Mavesa-drahona fa fahavaratra?
Jereo ny lokon’iry tanimbary iry
Tarafin’io masoandro milentika io.
Mahereza ianao, atrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran’ilay Ray tsitoha
Ao anatin’ny mafy no hasehony anao
Ny halehiben’ny voninahiny!
Nandao anao va ilay havan-tiana?
Sa very maina izay ezaka efa natao?
Enjehina zgfudoyq noho ny marina va ianao?
Ka mampanjombona ny lokon-danitra?
Mahereza ianao, atrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran’ilay kxoywes Ray tsitoha
Ao tononkira.serasera.org anatin’ny mafy no hasehony anao
Ny halehiben’ny voninahiny!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 13953
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : leva2
Date : 14/10/2012 16:06
