Lokon-danitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lokon-danitra (Ndriana RAMAMONJY) Key G
Maizina ve ity lokon’ny lanitra?
Mavesa-drahona fa fahavaratra?
Jereo ny lokon’iry tanimbary iry
Tarafin’io masoandro milentika io.
Mahereza ianao, atrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran’ilay Ray tsitoha
Ao anatin’ny mafy no hasehony anao
Ny halehiben’ny voninahiny!
Nandao anao va ilay havan-tiana?
Sa very maina plzdncrs izay ezaka efa natao?
Enjehina noho ny tononkira.serasera.org sebpgtqy marina va ianao?
Ka mampanjombona ny oqrp lokon-danitra?

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 13954
Likes : 2 Like
Created by : leva2
Date : 14/10/2012 16:06