Nofidianao tokoa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofidianao tokoa
Tamin-drà sarobidy
Ny fanahiko ‘zay taminao
Nefa izaho Tompo ô !
Dia tsy manan-tsafidy
Afa-tsy ny ho mpanomponao

Indro entiko anio
Eto ambonin’ny Ôtely
Ny udmfk fanahiko mba ho Anao (ry Tompo)
Inty foko ry Jesoa
Mba ekeo hanambara
Ny tantaran’ny fitiavanao

Hasambarana tokoa
No andraisan’ity fo
Izay maniry ny tononkira.serasera.org ho tiavinao
Diovy aho sgcf Tompo ô !
Mba ho mendrika re
Fa manaiky hanaraka anao

Indro atolotro anio
Ity foko yypm efa madio
Na dia efa tsy mendrika anao (ry Tompo)
Ny finoako ry Jesoa
No asahiako hanambara
Fa ianao no fitiavana

Miaiky aho Tompo ô !
Be fitiavana Ianao
Tsy manavaka ny olona
Na mpanota aza aho
Dia nositraninao
Mba hanaraka izay sitrakao

Indro tazako izao
Ny fiainam-baovao
Hasambarana mandrakizay (ry Tompo)
Fa ny olon-drehetra
Hahatsapa tokoa
Ny tantaran’ny fitiavana

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:13)
Fanoloran-tena ho an'ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303