Nofidianao tokoa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofidianao tokoa
Tamin-drà sarobidy
Ny fanahiko aittzoua ‘zay taminao
Nefa izaho tononkira.serasera.org Tompo ô !
Dia tsy manan-tsafidy
Afa-tsy ny ho mpanomponao
Indro entiko anio
Eto ambonin’ny Ôtely
Ny fanahiko mba ho Anao (ry Tompo)
Inty foko ry Jesoa
Mba ekeo hanambara
Ny tantaran’ny fitiavanao
Hasambarana tokoa
No andraisan’ity fo
Izay maniry ny ho tiavinao
Diovy aho Tompo ô !
Mba ho mendrika re
Fa manaiky hanaraka anao
Indro atolotro anio
Ity foko efa madio
Na dia efa cjnirubi tsy mendrika anao (ry Tompo)
Ny finoako ry Jesoa
No asahiako hanambara
Fa ianao no fitiavana
Miaiky aho Tompo ô !
Be fitiavana ztmoa Ianao
Tsy manavaka ny olona
Na mpanota aza aho
Dia nositraninao
Mba hanaraka izay sitrakao
Indro tazako izao
Ny fiainam-baovao
Hasambarana mandrakizay (ry Tompo)
Fa ny olon-drehetra
Hahatsapa tokoa
Ny tantaran’ny fitiavana
Tamin-drà sarobidy
Ny fanahiko aittzoua ‘zay taminao
Nefa izaho tononkira.serasera.org Tompo ô !
Dia tsy manan-tsafidy
Afa-tsy ny ho mpanomponao
Indro entiko anio
Eto ambonin’ny Ôtely
Ny fanahiko mba ho Anao (ry Tompo)
Inty foko ry Jesoa
Mba ekeo hanambara
Ny tantaran’ny fitiavanao
Hasambarana tokoa
No andraisan’ity fo
Izay maniry ny ho tiavinao
Diovy aho Tompo ô !
Mba ho mendrika re
Fa manaiky hanaraka anao
Indro atolotro anio
Ity foko efa madio
Na dia efa cjnirubi tsy mendrika anao (ry Tompo)
Ny finoako ry Jesoa
No asahiako hanambara
Fa ianao no fitiavana
Miaiky aho Tompo ô !
Be fitiavana ztmoa Ianao
Tsy manavaka ny olona
Na mpanota aza aho
Dia nositraninao
Mba hanaraka izay sitrakao
Indro tazako izao
Ny fiainam-baovao
Hasambarana mandrakizay (ry Tompo)
Fa ny olon-drehetra
Hahatsapa tokoa
Ny tantaran’ny fitiavana
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 14
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 15:13
