Misy an'Andriamanitra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy ny masoandro miseho
Any atsinanana
Miposaka eto imasonay
Izao tara-pahazavana izao
Fa ny andron’ny Tompo Tsitoha
Sy htwznfw ny ora-piadanana
Mazava txkney loatra lahy smaafps ny any ankoatra
Tsy miova fa vaovao
Ny andron’ny Tompo hatrizay tononkira.serasera.org – finaritra
Hamiratra mandrakizay – maharitra
Tsy mety maty hazavana – manjopiaka
Fa mahavelom-panantenana
Ny mazava fo misy fitiavana
Misy an’Andriamanitra
Manainga, manainga hiara-dia
Hifankatia doria doria
Ho fiderana tsy hita isa
Ho an’ny Tompo any am-paradisa
Mahaiza misaotra an’Andriamanitra
Dieny izao ny fonao hanjakany
Any atsinanana
Miposaka eto imasonay
Izao tara-pahazavana izao
Fa ny andron’ny Tompo Tsitoha
Sy htwznfw ny ora-piadanana
Mazava txkney loatra lahy smaafps ny any ankoatra
Tsy miova fa vaovao
Ny andron’ny Tompo hatrizay tononkira.serasera.org – finaritra
Hamiratra mandrakizay – maharitra
Tsy mety maty hazavana – manjopiaka
Fa mahavelom-panantenana
Ny mazava fo misy fitiavana
Misy an’Andriamanitra
Manainga, manainga hiara-dia
Hifankatia doria doria
Ho fiderana tsy hita isa
Ho an’ny Tompo any am-paradisa
Mahaiza misaotra an’Andriamanitra
Dieny izao ny fonao hanjakany
--------
Lien:
Commentaires
iotimah
(
16/09/2026 10:22)
Izay anjakan'ny Fitiavana, anjakan'Andriamanitra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 141
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 10:21
