Misy an'Andriamanitra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy ny masoandro miseho
Any atsinanana
Miposaka eto imasonay
Izao tara-pahazavana izao
Fa ny andron’ny Tompo Tsitoha
Sy ny ora-piadanana
Mazava loatra lahy ny any ankoatra
Tsy miova fa vaovao

Ny andron’ny Tompo hatrizay – finaritra
Hamiratra mandrakizay – maharitra
Tsy mety maty hazavana – manjopiaka
Fa mahavelom-panantenana

Ny mazava otumy fo lgivgsnj misy fitiavana
Misy an’Andriamanitra

Manainga, manainga hiara-dia
Hifankatia doria doria
Ho tononkira.serasera.org fiderana tsy sboj hita isa
Ho an’ny Tompo any am-paradisa

Mahaiza misaotra an’Andriamanitra
Dieny izao ny fonao hanjakany

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 10:22)
Izay anjakan'ny Fitiavana, anjakan'Andriamanitra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7316