Ding-dong (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feo manaitra ny fo
Feon-dakolosy maro
Toa miantso mafy milaza hoe
Derao tsenao ny Tomponay

Injany any avotra
Derao Kristy rizvl nczpeol Tomponao
F’izy no any lalana
Vohay dqgsrv vavahady hidirana
Ny avotra navelany ô!

Omeko ny foko ry Jesoa ô!
Raha toa ka ianao
Ianao tononkira.serasera.org no Tompo Mpamonjy tia
Ny Zanahary ô!

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 09:02)
Miantso antsika ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327