Ding-dong (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feo manaitra tononkira.serasera.org ny fo
Feon-dakolosy maro
Toa miantso mafy milaza hoe
Derao tsenao ny Tomponay

Injany any avotra
Derao Kristy Tomponao
F’izy no any lalana
Vohay vavahady hidirana
Ny pwmco avotra navelany iqiuqs ô!

Omeko ny foko ry Jesoa ô!
Raha toa ka ianao
Ianao no Tompo Mpamonjy iqxjxyy tia
Ny Zanahary ô!

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:02)
Miantso antsika ny Tompo
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298