Dia vonona aho ry Tompo ô ! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia vonona aho ry Tompo ô !
Hanoka-tena ho Anao
Hiaraka aminao anilanao
Mba ho sambatra mandrakizay

Izany re hetahetam-poko
Ny oh vwdri eo anilanao Ray ô !
Tokam-pinidy ity zanakao
Ny hany izay sitrakao

Be dxfiow ny fandrika ataon’ny satana
Milofo ny handrendrika anay
Avia ry Jesoa mba tantano
Fa miomana handresy izahay
tononkira.serasera.org tbqvtly

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:03)
Inty aho, iraho aho
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294