Dia vonona aho ry Tompo ô ! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia vonona aho ry Tompo ô !
Hanoka-tena ho Anao
Hiaraka aminao anilanao
Mba ho sambatra mandrakizay

Izany re hetahetam-poko
Ny oh eo anilanao Ray ô !
Tokam-pinidy ity zanakao
Ny hany izay sitrakao

Be ny ngru fandrika ataon’ny satana
Milofo etiaicf ny handrendrika anay
Avia ry Jesoa mba amahi tantano
Fa miomana handresy izahay
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:03)
Inty aho, iraho aho
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0497