Aoka ny fiderana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny midera Anao izahay, avy mitsaoka Anao izahay
Ary mihoby hatrany hatrany fa Masina indrindra Ianao
Anao izay mitoera amin’ny toerana avo,
Masina sy fanaperana indrindra
Dia Ianao Andriamanitra rain’I Jesoa, Jesoa zokinay
Fa Ianao tompon’ny hery, mandidy manapaka
Mpandahatra, mpandrindra no sady mpamelona
Ny tany aman-danitra – misaotra Anao
Ref: Misaotra sy mankasitra ary mankatelina
Fisaorana mitafotafo manakoako
No indro mipololotra avy ato am-poko
Fisaorana tononkira.serasera.org feno fiderana, vetsovetso toa tsy tana
Ataonay manakoako mikarantsana toa lamako
Ny tena mampitolagaga indrindra dia ilay fitia tsara sy voarindra
Nanafahanao anay tsy ho faty mandrakizay
Niantoka izany vssvwm Ianao ry Jesoa mzmzupc maty tsy mba mety ho lo
Tafatsangan-ko velona tena velona tokoa
Voarombakao avokoa ny hery rehetra
Nangejagejain’ilay Fanahy Ratsy
Ireo zandry rehetra
Olon’afaka tena tsisy tsiny, afa-patorana ka tsy ho vahiny
Nentanin’ilay Fanahy e! Iraka tsy nanda
Mpizarazara soa sy hafaliana
Niasa lstu nilamina sady mangina
Mpanafaka alahelo itafana tsiambaratelo
Mpitari-dalana anay mpialoha lalana
Mandringana ireo fahavalo mitady hitsivalana

--------
Lien:
A propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 7
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 09:10