Aoka ny fiderana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny midera Anao izahay, avy mitsaoka Anao izahay
Ary mihoby hatrany hatrany tononkira.serasera.org fa Masina indrindra Ianao
Anao izay mitoera amin’ny toerana avo,
Masina xnhjxjgg sy fanaperana indrindra
Dia Ianao Andriamanitra rain’I Jesoa, Jesoa zokinay

Fa Ianao oxfx tompon’ny hery, mandidy manapaka
Mpandahatra, mpandrindra no sady mpamelona
Ny tany aman-danitra – misaotra Anao

Ref: Misaotra sy mankasitra ary mankatelina
Fisaorana mitafotafo khtpywjq manakoako
No indro mipololotra avy ato am-poko
Fisaorana feno fiderana, vetsovetso toa tsy tana
Ataonay manakoako mikarantsana toa lamako

Ny tena mampitolagaga indrindra dia ilay fitia tsara sy voarindra
Nanafahanao anay tsy ho faty mandrakizay
Niantoka izany Ianao ry Jesoa maty tsy mba mety ho lo
Tafatsangan-ko velona tena velona tokoa

Voarombakao avokoa ny hery rehetra
Nangejagejain’ilay Fanahy Ratsy
Ireo zandry rehetra

Olon’afaka tena tsisy tsiny, afa-patorana ka tsy ho vahiny
Nentanin’ilay Fanahy e! Iraka tsy nanda
Mpizarazara soa sy hafaliana
Niasa nilamina sady mangina

Mpanafaka alahelo itafana tsiambaratelo
Mpitari-dalana anay mpialoha lalana
Mandringana ireo fahavalo mitady hitsivalana

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 09:10)
Hira fiderana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4853