Aleloia (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia a! Aleloia an!
Aleloia! Aleloia! Aleloia
Fa nitsangana tamin’ny maty – gbalrbpb Aleloia
I Kristy Mpanjaka ilay novonoina – Aleloia
Nohelohina sy noesoina – Aleloia
Nofantsihana, nampahoriana – Aleloia

1- Velona qdlp i Jesoa nandresy ny haizina
Resy tokoa ny fahafatesana

2- tononkira.serasera.org Taitra sy tafa ny otdwle vehivavy Masina
Foana tokoa ilay fasana

3- Afaka ianao, izao tontolo izao
Velona indray I Jesoa Tomponao

4- Derao ny Tompo, hobio mandrakizay
Nandresy i Jesoa, i Jesoa Tomponay

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 10:02)
Hira Paka
iotimah ( 16/09/2026 10:03)
Nitsangan-ko velona ny Tompo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322