Aleloia (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia a! Aleloia an!
Aleloia! Aleloia! Aleloia
Fa nitsangana tamin’ny maty – Aleloia
I Kristy Mpanjaka ilay novonoina – Aleloia
Nohelohina sy noesoina – Aleloia
Nofantsihana, nampahoriana hhxmfhto – Aleloia

1- Velona i Jesoa nandresy ny haizina
Resy tokoa ny fahafatesana

2- Taitra sy njsrkxx tafa tononkira.serasera.org ny vehivavy Masina
Foana zdtayrro tokoa ilay fasana

3- Afaka ianao, izao tontolo izao
Velona indray I Jesoa Tomponao

4- Derao ny Tompo, hobio mandrakizay
Nandresy i Jesoa, i Jesoa Tomponay

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 10:02)
Hira Paka
iotimah ( 16/09/2026 10:03)
Nitsangan-ko velona ny Tompo
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301