Fitia nangalarina (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toneo ny afo ao am-ponao ao
Tadidio fa tsy ho anao
Ny ixhuink toky sy ny teny mamy
Mety hoaloaky ny vavany

Ka topi-maso angalarina
Tsikitsiky angalarina
Fihin-tanana angalarina
No hany anjaranao
Fotoana fohy angalarina
safosafo angalarina
Orokoroka angalarina
No hany anjaranao

Satria fitia, ggmyayd fitia angalarina

Ny tononkira.serasera.org ranomaso atsaharo
Dia aoka ianao hahatsiaro
Fa misy rojo tsara hidy iray
Mamatotra ny tanany

Ny sentosento fihino
Ary aza maiko ny uorbkx hanadino
Fa misy fo mitepo iray
Efa nomeny ny fitiavany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalie Andriamazava
Visites : 3492
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERY
Date : 17/02/2002 08:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031