Fitia nangalarina (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toneo ny afo ao am-ponao ao
Tadidio fa tsy ho anao
Ny toky sy ny teny mamy
Mety hoaloaky ny vavany
Ka topi-maso angalarina
Tsikitsiky angalarina
Fihin-tanana angalarina
No hany anjaranao
Fotoana tononkira.serasera.org fohy angalarina
safosafo angalarina
Orokoroka angalarina
No hany anjaranao
Satria fitia, ibngrobl fitia angalarina
Ny ranomaso atsaharo
Dia aoka ianao hahatsiaro
Fa misy rojo jhoz tsara hidy iray
Mamatotra ny tanany
Ny sentosento fihino
Ary aza maiko jergd ny hanadino
Fa misy fo mitepo iray
Efa nomeny ny fitiavany
Tadidio fa tsy ho anao
Ny toky sy ny teny mamy
Mety hoaloaky ny vavany
Ka topi-maso angalarina
Tsikitsiky angalarina
Fihin-tanana angalarina
No hany anjaranao
Fotoana tononkira.serasera.org fohy angalarina
safosafo angalarina
Orokoroka angalarina
No hany anjaranao
Satria fitia, ibngrobl fitia angalarina
Ny ranomaso atsaharo
Dia aoka ianao hahatsiaro
Fa misy rojo jhoz tsara hidy iray
Mamatotra ny tanany
Ny sentosento fihino
Ary aza maiko jergd ny hanadino
Fa misy fo mitepo iray
Efa nomeny ny fitiavany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalie AndriamazavaHits : 3544
Likes : 0 Like
Created by : HERY
Date : 17/02/2002 08:00
