Tompo ô reko ny feonao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô reko ny feonao
Feo mibitsika hoe........
Anaka atolory tononkira.serasera.org Ahy ny fonao
Atolory Ahy ny fonao
Ary aoka ny masonao ho faly
(Mijery........)
Mijery ny lalako
Jesosy Tompo ô inty aho
Manolo-tena ho Anao
Ka ny foko sasao sy anjakao
(Diovy........)
Diovy ho tempolinao
(Mba ho fonenanao......)
Mba ho fonenana
(Ha........ha........ha........)
Hatamana Anao
Tompo ô saotra no iwvpkomy nenpunk atolotro Anao
Noho ny ouyrlmw fitiavanao
Fa na mpanota tsy mendrika ho zanakao
Dia mbola noraisinao
Mba ho iray latabatra Aminao
(Handray........)
Handray ny fanasanao
Feo mibitsika hoe........
Anaka atolory tononkira.serasera.org Ahy ny fonao
Atolory Ahy ny fonao
Ary aoka ny masonao ho faly
(Mijery........)
Mijery ny lalako
Jesosy Tompo ô inty aho
Manolo-tena ho Anao
Ka ny foko sasao sy anjakao
(Diovy........)
Diovy ho tempolinao
(Mba ho fonenanao......)
Mba ho fonenana
(Ha........ha........ha........)
Hatamana Anao
Tompo ô saotra no iwvpkomy nenpunk atolotro Anao
Noho ny ouyrlmw fitiavanao
Fa na mpanota tsy mendrika ho zanakao
Dia mbola noraisinao
Mba ho iray latabatra Aminao
(Handray........)
Handray ny fanasanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1001
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:37
