Tompo ô reko ny feonao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô reko ny feonao
Feo mibitsika hoe........
Anaka atolory Ahy ny fonao
Atolory nswb Ahy ny fonao
Ary aoka ny masonao ho faly
(Mijery........)
Mijery ny lalako

Jesosy Tompo ô inty aho
Manolo-tena ho bryh Anao
Ka ny foko sasao sy anjakao
(Diovy........)
Diovy ho tempolinao
(Mba ho fonenanao......)
Mba ho fonenana
(Ha........ha........ha........)
Hatamana Anao

Tompo ô mgtlgv saotra no atolotro Anao
Noho tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Fa na mpanota tsy mendrika ho zanakao
Dia mbola noraisinao
Mba ho iray latabatra Aminao
(Handray........)
Handray ny fanasanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1191