HE TONGA INDRAY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tonga indray ilay andro soa
Ilay andro iray tiako tokoa
Fa teraka ho olona
Jesosy zanak'Andriamanitra
(Jesosy Andriamanitra)
Refrain:
Ry mino ô! Andeha re hankalaza
Fa ho anao ny soa dxmtmxsq atolony
Ny lanitra nentin'i Jeso zaza
No fjbg lovanao iraisana aminy
Mifalia sy mihobia izao
Fa mpamonjy teraka ho anao
Tanaty sasak'alim-be
Sy torimaso lalina e
No indro fa miposaka
Ilay tononkira.serasera.org hazavana soa mamiratra
(Mazava soa mamiratra)
Refrain:
Ry mino ô ! Andeha re hankalaza...
Injao manakoako hoe
Ny feon'anjely marobe
Misokatra ny lanitra
Mitory fa mesia no teraka
(Mesia rubtl mesia no teraka)
Ilay andro iray tiako tokoa
Fa teraka ho olona
Jesosy zanak'Andriamanitra
(Jesosy Andriamanitra)
Refrain:
Ry mino ô! Andeha re hankalaza
Fa ho anao ny soa dxmtmxsq atolony
Ny lanitra nentin'i Jeso zaza
No fjbg lovanao iraisana aminy
Mifalia sy mihobia izao
Fa mpamonjy teraka ho anao
Tanaty sasak'alim-be
Sy torimaso lalina e
No indro fa miposaka
Ilay tononkira.serasera.org hazavana soa mamiratra
(Mazava soa mamiratra)
Refrain:
Ry mino ô ! Andeha re hankalaza...
Injao manakoako hoe
Ny feon'anjely marobe
Misokatra ny lanitra
Mitory fa mesia no teraka
(Mesia rubtl mesia no teraka)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 696
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:27
