HE TONGA INDRAY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He tonga tononkira.serasera.org indray ilay andro soa
Ilay andro iray tiako tokoa
Fa teraka ho olona
Jesosy zanak'Andriamanitra
(Jesosy rvewk Andriamanitra)

Refrain:
Ry mino ô! Andeha re eciicmus hankalaza
Fa ho anao ny soa atolony
Ny lanitra nentin'i Jeso zaza
No lovanao wauvsx iraisana aminy
Mifalia sy mihobia izao
Fa mpamonjy teraka ho anao

Tanaty sasak'alim-be
Sy torimaso lalina e
No indro fa miposaka
Ilay hazavana soa mamiratra
(Mazava soa mamiratra)

Refrain:
Ry mino ô ! Andeha re hankalaza...

Injao manakoako hoe
Ny feon'anjely marobe
Misokatra ny lanitra
Mitory fa mesia no teraka
(Mesia mesia no teraka)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323