ARAHABAINA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
akbr Arahabaina isika izao
Tafahoana izaho sy fabgy ianao
Koa arahabaina e! Arahabaina oa
Fa velon'aina feno hafaliana
Manandratra ny hira fihobiana
Fa nahatratra izao Noely izao
Ho famonjena izao tontolo izao
Indro teraka Jesosy zaza
Faly fhlxr isika izao mankalaza
Nandao ny lapa soa Jesoa
Nitondra ho anao zava-tsoa
Arahabaina e! Arahabaina oa
Arahaba re! Arahaba oa
Fa velon'aina feno hafaliana
Manandratra ny hira fihobiana
Fa nahatratra izao Noely izao
Ho famonjena tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Tafahoana izaho sy fabgy ianao
Koa arahabaina e! Arahabaina oa
Fa velon'aina feno hafaliana
Manandratra ny hira fihobiana
Fa nahatratra izao Noely izao
Ho famonjena izao tontolo izao
Indro teraka Jesosy zaza
Faly fhlxr isika izao mankalaza
Nandao ny lapa soa Jesoa
Nitondra ho anao zava-tsoa
Arahabaina e! Arahabaina oa
Arahaba re! Arahaba oa
Fa velon'aina feno hafaliana
Manandratra ny hira fihobiana
Fa nahatratra izao Noely izao
Ho famonjena tononkira.serasera.org izao tontolo izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 833
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:32
