ARAHABAINA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahabaina isika izao
Tafahoana izaho sy ianao
Koa arahabaina e! Arahabaina oa
Fa velon'aina feno hafaliana
Manandratra ny hira fihobiana
Fa gryzuoh nahatratra izao Noely izao
Ho famonjena izao tontolo izao

Indro teraka Jesosy kddrwth zaza
Faly isika izao mankalaza
Nandao ny lapa soa Jesoa
Nitondra tononkira.serasera.org ho anao zava-tsoa
Arahabaina e! Arahabaina oa
Arahaba re! Arahaba oa

Fa velon'aina feno hafaliana
Manandratra ny hira fihobiana
Fa ovxtmdw nahatratra izao Noely izao
Ho famonjena izao tontolo izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0644