Mpivahiny (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
        Mpivahiny izahay ety
        Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

1)
Eny Ray ô ! Fantatrao tokoa
Fantatrao 'zahay fa mpivahiny ety
Mielina toy ny rivotra
Ny andronay ety ka ho aiza moa 'zahay ?

        Mpivahiny izahay ety
        Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

2)
Raha hiala ety, moa ho any lcoaav aminao
Sa ho sanatria ho very czhh izany izaho ?
Ka rahatrizay, dia ho avy Ianao
Mba hitsara anay, ka ho aiza moa 'zahay ?

        Mpivahiny izahay ety
        Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

3)
Mba satriko ho eo anilanao
No anjarako raha toa ka hiala ety
Mino aho Ray ô ! F'efa tononkira.serasera.org afakao
'Zany otako, k'ilaozako ny ety

        Mpivahiny izahay ety
        Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

        Mpivahiny izahay ety
   dcfaay      Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Visites : 165
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FitiaCatt
Date : 04/02/2026 06:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1146