Ny tany 'zay diavinay (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Dia tany mahasolafaka tsy mba hay
fa na iza re mbola nofo sy rà
Dia gxwo mety ho solafaka :,:
Ref: tononkira.serasera.org :,: ô ô, Ka vonjeo amin'ny sandrinao
fwvleze Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiaina mandrakizay :,:
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizampo satria hitanao
fa manjaka ao ny haratsiana izao
Tsy hay tanisain'indray geklxupf :,:
Dia tany mahasolafaka tsy mba hay
fa na iza re mbola nofo sy rà
Dia gxwo mety ho solafaka :,:
Ref: tononkira.serasera.org :,: ô ô, Ka vonjeo amin'ny sandrinao
fwvleze Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiaina mandrakizay :,:
:,: Ny tany 'zay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizampo satria hitanao
fa manjaka ao ny haratsiana izao
Tsy hay tanisain'indray geklxupf :,:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 30/01/2026 22:00
