Atrakaho ny loha (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza kivy atrakaho ny loha
Na dia mafy sy mafaitra tokoa
Ny adinao ireo olanao
Aza manahy fa Jeso tsy mandao

1)
Tsy hita intsony izay aleha
Ny olana marobe
Kivy kivy 'zany fo
Noho ny zavatra manjo
Rahona matevina
No mameno lanitra
Asa raha hielina
Na mbola haharitra

        Aza kivy atrakaho ny loha
        Na dia mafy sy mafaitra tokoa
        Ny adinao ireo olanao
        Aza manahy fa Jeso tsy mandao


2)
Mafy loatra sy mangidy
Tsy akitsaoka, tsy safidy
Zany no fiainanan-tany
Tsy hilaozan'ny tomany
Nefa kosa matokia
Hatrakao ny lohanao
Fa Ilay Jesoa Kristy
Efa nampandresy anao

        Aza kivy atrakaho ny loha
        Na dia mafy sy mafaitra tokoa
        Ny adinao ireo olanao
        Aza manahy fa Jeso tsy mandao

        [instru]

        Aza kivy atrakaho ny loha
        Na dia mafy sy mafaitra tokoa
        Ny adinao ireo olanao
        Aza manahy fa Jeso tsy mandao

        Aza kivy atrakaho ny loha
        Na dia mafy sy mafaitra tokoa
        Ny adinao ireo olanao
        Aza manahy fa Jeso tsy mandao

        Aza manahy fa Jeso tsy mandao
        Aza manahy fa Jeso tsy mandao



A/C : RAKOTOTIANA Herizo Abrahama
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Vangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 04/02/2026 06:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.076